Hetsika SOS lemurs
2024
Ity tatitry ny fiantraika ity dia manome ny antsipirian’ireo vokatra miabo maro azo avy amin’ny hetsika nataon’ireo fiarahamonim-pirenena nahazo famatsiam-bola – sy ireo fiarahamonina notohanan’izy ireo – mba hanampy amin’ny fitarihana ireo hetsika ho avy. Amin’ny ankapobeny, ny hetsika SOS Lemurs dia nandray anjara tamin’ny fomba maro mba hiantohana ny fahavelomana maharitr’ireo biby tena manan-danja ireo.